• Alatsinainy 28 Septambra 2020
Toekarena.Fanarenana ny toekarena “Tsy ho vita raha tsy eo ny sehatra tsy miankina”

“Tokony jerena ny fanarenana ny toekarena indrindra ny fanampiana ireo orinasa tsy miankina izay fototry ny fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Toekarena.Tetibolam-panjakana 2021 Tsy hitarazoka intsony ny fandaniana azy ?

Araka ny voafaritra ao amin` ny and. faha-75 ao anatin` ny lalámpanorenana dia “ny volana oktobra ny fotoam-pivoriana faharoa izay atokana indrindra amin` ny fandaniana lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana” eo anivon` ny parlemantera. Raha tsiahivina dia ny roa volana lasa no lany ny LFR 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Septambra 2020
Toekarena.Orinasa Ambatovy Hiala ny Sherritt Kanadianina

Hiala tanteraka amin'ny fitrandrahana nikela sy kobalta ao anatin’Ambatovy ny Sherritt International rehefa niditra teo ambany fiarovan'ny lalàna amin'ny bankiropitra any Kanada.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2020
Toekarena.Fiarovana ny tontolo iainana Lasan’ny tetikasa « Crédit Carat » ny 20 tapitrisa Ar

Norombahin’ny « Crédit Carat », ilay tetikasa manolotra rafitra hahafahana manakalo ny tavoahangy plastika ho lasa « crédit carat » afaka hampiasaina toy ny vola na hisitrahana tolotra samy hafa toy ny fiofanana sy fijerena

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2020
Toekarena.Mpiasan’ny QMM RIO TINTO Nanampy ireo mponina manodidina ny toeram-pitrandrahana

Nahazo fanampiana tamin’ireo sendika ireo mponina ao Andrakaraka, Emanaka, Ampasy Nahampoana voakasik’ilay toerana fitrandrahana fasimainty tanterahin’ny orinasa QMM Rio Tinto any Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Toekarena.Orinasa AAA Nitory eny amin’ny Filankevi-panjakana

Nametraka fitoriana teny amin’ny Filankevi-panjakana mitaky ny hanafoanana ny fanakatonana ny orinasa AAA ny mpisolovava sy ny mpitantana io orinasa io omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT