Toekarena

Tetikasa fihariana Efa namoahana 25 miliara ariary


  • Talata 29 Septambra 2020

Hatreto dia orinasa miisa 392 manerana ny nosy no efa nandray ny fanohanan’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny tetikasa Fihariana na hoe “Miarina by Fihariana”, raha ny fampitam-baovao voaray momba izany omaly.

 

 

 

 Mitentina 25 miliara ariary kosa ny totalin’ireo fampindramam-bola vita nomena ireo orinasa. Izany hoe manome salan’isam-pampindramana mitentina 63 tapitrisa ariary hatreto. Mampametra-panontaniana kosa anefa etsy ankilan’izay ny fetran’ny vola rehetra hivoaka sy ny loharanon’ireo vola efa navoaka. J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT