• Alakamisy 01 Oktobra 2020
Toekarena.Tontolon’ny fambolena Nampindrana 27 tapitrisa dolara ny BAD

Nankatoavin’ny Banky Afrikanina momba ny Fampandrosoana na ny BAD ny fampindramam-bola 27 tapitrisa dolara ho an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Toekarena.Fadintseranana Malagasy Nampiditra 1486,1 miliara Ar tao anaty 8 volana

Mitentina 1486,1 miliara ariary no vola nampidirin’ny avy eo anivon’ny ladoany na fadintseranana Malagasy tao anatin’izay 8 volana nisian’ny taona 2020 izay, raha ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2020
Toekarena.Mangarahara momba ny tetibolam-panjakana Tena mbola ratsy ny naoty azon’i Madagasikara

Mirafitra 2 ny antenimiera eto Madagasikara dia ny antenimierandoholona sy antenimieram-pirenena, hoy ireo fiarahamonim-pirenena. Mifidy sy tokony hanara-maso ny tetibola fidiany izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2020
Toekarena.Nosy-Be Vonona handray ireo mpizahatany

Nidina ifotony nijery ny fizotran` ny fiomanana amin`ny fisokafana ho an`ny mpizahatany avy any ivelany ny minisitry ny fitaterana, ny fizahan-tany ary ny famantarana ny toetry ny andro, Joel Randrimandranto, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2020
Toekarena.Tetikasa fihariana Efa namoahana 25 miliara ariary

Hatreto dia orinasa miisa 392 manerana ny nosy no efa nandray ny fanohanan’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny tetikasa Fihariana na hoe “Miarina by Fihariana”, raha ny fampitam-baovao voaray momba izany omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Toekarena.Harena an-kibon’ny tany 50 Ar no hividianana ny « Mica » any Betroka

Manao antso avo amin'areo mpitondra fanjakana , indrindra ny Minisitra misahana ny Varotra , ny Minisitra misahana ny Harena akibon'ny tany ny Solombavambahoaka Nicolas Randrianasolo voafidy tany Betroka. Mitotongana izay tsy izy intsony ny vidin'ny

Hamaky ny tohiny
FTT