• Zoma 02 Oktobra 2020
Toekarena.Désiré Ranaivoson « Mamongotra harena sy kolontsaina ny mpanjanaka ankehitriny»

Mihazakazaka ny toe-draharaham-pirenena ary naneho ny heviny manoloana izany ny filohan’ny antoko politika Marina, Désiré Ranaivoson. Nindraminy ny fehezanteny voasoratra tao anatin’ny boky malaza nosoratan’I ED Andriamalala, “Ny Fanagasiana”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Toekarena.Tetikasa Grand Tana Azo ampiharina tsara

Efa mihamaro ny mponina eto Iarivo ankehitriny hany ka tsy maharaka noho ny fahamaroan`ny mponina eto Antananarivo Renivohitra ny fotodrafitr`asa hafahana mandray azy ireo eto amintsika. .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Toekarena.Fiantohana any Afrika Atsinanana Hifanome tanana ny JHL sy ny Allianz

Nampahafantarina tany Nairobi Kenya ny 29 septambra lasa teo ny fiaraham-piaraha-miasa goavana eo amin’ny Jubilee Holdings Limited na Jubilee

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Toekarena.Fandrobana, fandorana, famotehana Mitaky onitra 1461 miliara Ar ny TIKO

Ny 02 martsa 2016, tamin’ny andron’ny FFM no efa nametraka dosie matevina mikasika ny fangatahana fampiharana ny tondrozotra na ny « feuille de route » natao tamin’ny fifanarahan’i Maputo sy Addis-Abeba ny Orinasa Tiko momba ny fanonerana ny fananany potika. Nitohy omaly teny amin’ny CFM Ampefiloha nanamafisana ny efa natao sy nanampiana izany.

Toekarena.Tale teknikan’ny fitantanana ankapoben’ny hetra “Tsy niasa nanomboka ny 15 jona…”

Toa sadasada ihany ny fomba fandraisan’ny fanjakana fanapahan-kevitra eto amin’ity firenena ity, hoy ny loharanom-baovao iray avy eo anivon’ity sampandraharaha ity?

Hamaky ny tohiny
FTT