Toekarena

Désiré Ranaivoson « Mamongotra harena sy kolontsaina ny mpanjanaka ankehitriny»


  • Zoma 02 Oktobra 2020

Mihazakazaka ny toe-draharaham-pirenena ary naneho ny heviny manoloana izany ny filohan’ny antoko politika Marina, Désiré Ranaivoson. Nindraminy ny fehezanteny voasoratra tao anatin’ny boky malaza nosoratan’I ED Andriamalala, “Ny Fanagasiana”.

 

 

 

 Fomba fahitana ny tetiky ny mpanjanaka fahiny, raha ny voalaza ao, hoy izy, dia manao hoe "...Koa raha raisintsika ohatra ho 100 ny Malagasy, ny tetiky ny mpanjanatany dia ny manambitamby 50 ho fiasana hamongorana ny 50 hafa. Rehefa ringana ireo, dia mandray 25 amin'ireo akanga sisa nanamborana ireo izy handripaka ny 25 sisa. Ary dia toy izany hatrany mandram-pahatapitry ny Malagasy rehetra." Ankehitriny dia mety tsy fandringanana ara-batana intsony ny endriny fa ny harena sy ny kolotsaina no fongoriny, hoy hatrany ity filohana antoko ity.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT