• Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Toekarena.Toekarena marary Ny fampiroboroboana ny tsena anatiny no vahaolana

Latsaka an-katerena vokatry ny valanaretina “coronavirus” isika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2020
Toekarena.Minisitry ny tontolo iainana “Homen-danja ny fambolen-kazo mamaly ny filàna ifotony”

Eo an-dalam-panomanana ny fambolen-kazo manaraka isika izao, hoy ny Minisitry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy (MEDD) Rtoa Baomiavotse Vahinala Raharinirina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2020
Toekarena.2009 ka hatramin’ny 2020 Nitotongana hatrany ny toekarena

Ady hevitra tsy hifankahitana tato ho ato ny resaka fanohizana tetikasa natomboky ny teo aloha mivadika ho veliranon’ny Filoha Rajoelina. Ny tsy azo lavina, nanomboka 2009 dia namatam-bonona hatrany i Andry Rajoelina. Taham-piakaran’ny toekarena na “taux de croissance”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2020
Toekarena.Karatra Visa Mvola Natao hanamora ny fiainana

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny Telma Ankorondrano ny andinindininy mikasika ilay tolotra vaovaon’ity orinasa ity dia ny “carte bancaire Visa Mvola”. Iny omaly iny ihany koa moa no fotoana nivoahany tamin’ny fomba ofisialy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Toekarena.Fitrandrahana harena an-kibon` ny tany Mila alamina aloha ny lalàna sy ny fotodrafitrasa

Nivoaka iny fanapahan-kevitra noraisin` ny Firenena Mikambana nandritra ny fivoriambe farany teo fa hodinihana amin`ny andiany manaraka indray ny mahakasika ireo nosy manodidina na « Iles Eparses ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Toekarena.Nosy-Be Tonga ny mpizahatany an-jatony

Nigadona tao amin'ny seranam-piaramanidin’i Fascène Nosy Be omaly tamin'ny 2ora 30 ny fiaramanidin'ny kaompania Ethiopian Airlines izay nitondra mpizahantany hatrany amin’ny 156 avy any Addis Abeba.

Hamaky ny tohiny
FTT