• Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Toekarena.Tsena-barom-panjakana Be ny teny midina ka mahatonga ny kolikoly

Tsy vitsy ireo velon-taraina noho ny kolikoly momba ny tsena-barom-panjakana. Misy aza ny tsena tsy hanaovana tolotra mihitsy fa ifanarahana fotsiny amin` izao. Misy ireo mpandraharaha sasany nahazo tsena nefa tsy nahafeno fepetra takiana amin` ny bokin` andraikitra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Toekarena.Fifanakalozana ara-barotra amin’I Afrika Mitana ny laharana voalohany I Sina

Feno 20 taona amin` ity taona ity ny “forum sur la cooperation Sino-afrikanina”izay manamarika ny fiaraha-miasa eo amin`I Sina sy ireo firenena afrikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2020
Toekarena.E-Ariary Manao antso tolo-biby ny Banky Foibe

Ho fiantohana ny fiandrianan` ny vola ariary sy hanatratrarana ny tanjona apetraka amin`ny fampidirana vola no antom-piasian` ny tetikasa e-Ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Toekarena.Orinasa Kraomita Malagasy Miha ratsy ny tantara

Taorian’ny fandalovan’ny tale jeneralin’ny orinasa Kraomita Malagasy, Nirina Rakotomanantsoa, tany amin’ny toeram-pitrandrahana any Brieville, herinandro mahery izay,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Toekarena.Ministeran'ny Toekarena sy Fitantanam-bola Nentanina momba ny fitsipi-pitondran-tena ireo mpiasa

"Aleo miasa mafy toa izay tsy an'asa. Koa hajao ny asanao ary indrindra hajao ireo olom-pirenena tonga misitraka ny asanao". Izay no fehin'ny fitsipika napetraka ho an’ny mpiasa,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Toekarena.Sehatra manara-dalàna Sakana ho an`ny fampandrosoana ny firenena

93%n` ireo sehatrasa eto Madagasikara dia voasokajy ho tsy ara-dalàna. Tanora maro no misehatra amina asa tsy ara-dalàna (emplois non déclarés).

Hamaky ny tohiny
FTT