- Zoma 23 Oktobra 2020
Toekarena.Fitrandrahana harena an-kibon` ny tany Misedra olana tao anaty folo taona
Fianakaviana 2 tapitrisa no mivelona amin`ny fitrandrahana harena an-kibon`ny tany eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyFianakaviana 2 tapitrisa no mivelona amin`ny fitrandrahana harena an-kibon`ny tany eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNitafa fohy tamin` ny mpanao gazety omaly ny minisitry ny toekarena sy ny vola, Richard Randriamandranto, omaly. Mahakasika ny tetibolan` ny
Hamaky ny tohinyNisy omaly ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa teo anivon’ny ministeran’ny indostria sy ny sendikan’ny indostria eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyRehefa jerena dia Antananarivo ihany no manao arotava fa vao mivoaka fotsiny na etsy Imerintsiatosika sy Ambohimangakely aza, hoy ny kandida ho loholona sady mpandraharaha, Dany Rakotoson, dia efa tsy manao ny ankamaroan’ny olona.
Hamaky ny tohinyMiha-mafy ny fiaraha-miasa eo amin` i Madagasikara sy ny tahirim-bola iraisam-pirenena (FMI).
Hamaky ny tohinyMisokatra anio ny fivoriana ara-potoana faharoa hatao eny amin` ny Antenimieram-pirenena sy ny Antenimierandoholona. Ho an`ny Antenimieram-pirenena manokana dia tahaka ny fivoriana farany teo tamin` ny volana mey ihany ny toerana hanatanterahina izany ka eny amin`ny CC Ivato ny fotoam-pivoriana.
Hamaky ny tohiny