Toekarena

Vehivavy mpitarika eto Afrika Hananganana ny tambazotra


  • Alarobia 28 Oktobra 2020

Omaly dia tonga nitsidika ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena ny delegasiona avy amin’ny rafitry ny Firenena Mikambana izay notarihin’i Rtoa Charlotte Faty Ndiaye.

 

 

Fitsidihina izay niresahana mikasika ny fananganana ny tambazotran’ny vehivavy mpitarika afrikanina. Tambazotra izay hanomezana lanja ny asa sy andraikitry ny vehivavy eo amin’ny fitondrana hahafahana mampandroso eo anivon’ny fitantanana nasionaly sy eo anivon’i Afrika manontolo.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT