• Alarobia 28 Oktobra 2020
Toekarena.Jean Jacques Ratsietison “Sandam-bola nidina no nampianjera fitondrana teto”

Sandam-bola foana, hoy ny mpahay toekarena, Jean Jacques Ratsietison, no nahatonga krizy teto raha averina ny tantara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Oktobra 2020
Toekarena.Vinavinan’ny FMI Miiba ny fitomboana ara-toekaren’i Madagasikara

“Mampanahy ihany ny hoavin’ny toekarena sy ny fampandrosoana eto Madagasikara. Mety ho sarotra rahateo ny fanarenana ny toekarena aty amin’ny tapan’Atsimon’i Afrika, ary voakasika manokana amin’izany ny eto Madagasikara” hoy Abebe Aemro Selassie,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Oktobra 2020
Toekarena.Vehivavy mpitarika eto Afrika Hananganana ny tambazotra

Omaly dia tonga nitsidika ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena ny delegasiona avy amin’ny rafitry ny Firenena Mikambana izay notarihin’i Rtoa Charlotte Faty Ndiaye.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020
Toekarena.Sehatry ny harena an-kibon’ny tany Hahazo birao vaovao ny BAM Bongolava

Voapetraka ny faran` ny herinandro lasa teo ny vatofototry ny biraom-pitantanan-draharahan'ny harena an-kibon'ny tany na "Bureau d'Administration Minière" (BAM) any Tsiroanomandidy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Toekarena.Lalampihariana Hazo Aleo ho lo toy izay ho an-kavana

Nohamafisina nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 21 oktobra 2020 fa “zo atao ny mivarotra sy mampiasa ireo tahirin-kazo tsotra entina handaminana ny sehatra miasa amin’ny hazo tsotra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Oktobra 2020
Toekarena.Faritra Menabe Mampidi-bola betsaka ny fanondranana lamàtra

Miantraika any amin’ny varotra ivelan’i Madagasikara ny fisian’ny valanaretina Coronavirus. Anisan’ny voakasik’izany ny sehatry ny jono, satria tsy afaka miondrana ny hazandrano toy ny drakaka,

Hamaky ny tohiny
FTT