• Talata 03 Novambra 2020
Toekarena.Fiara nafarana avy any ivelany Ahiana hiaka-bidy ato ho ato

Ny 25 oktobra lasa teo dia namoaka fanambarana ny teo anivon` ny Banky Foiben`i Madagasikara (BFM) amin` ny fametrahana ny fifanarahana fampanofana sy faktiora ary ny fandoavana izany amin`ny ariary.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Novambra 2020
Toekarena.Arivonimamo Hahazo orinasa mpanodina voatabia

Hahazo orinasa kely mpanodina voatabia havadika ho lasa ketchup ny any amin’ny distrikan’Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Novambra 2020
Toekarena.Tetikasa « mpianatra iray, hazo iray » Hazo 4.500.000 mahery no kasaina hambolena

Natomboka ny fiaraha-miasa amin'ny Fitaleavam-paritry ny Fanabeazam-pirenena manerana ny Nosy hanatanterahana ny tetikasan’ny minisiteran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra, mpianatra iray, hazo iray,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2020
Toekarena.Eric Rabeharisoa “Mila mitady lalan-kafa hanavotana ny toekarena isika”

Sady mampalahelo no tsy manome traikefa ny zava-misy maneran-tany ankehitriny, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika, Leader Fanilo, tarihin’ny filohany Jean Max Rakotomamonjy, Eric Rabeharisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2020
Toekarena.Fanohanana ny toekarem-pirenena Frantsay Hanokanana tetibola 15 miliara euros isam-bolana

Taorian` ny filoha frantsay Emmanuel Macron izay nanambara fa miverina mihiboka i Frantsa manomboka anio, dia ny praiminisitra Jean Castex no nitondra ireo teboka ho tsara ho fantatra amin` ny fiatrehana ny valanaretina Covid 19.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2020
Toekarena.Taom-piotazana lodsia 4-13 novambra no fandraisana fangatahan’ny mpanangom-bokatra

Ho avy ny lodsia na tsy mbola namoaka daty ofisialy hisokafan’ny taom-piotazana aza ireo Faritra tena mamokatra ity voankazo ity.

Hamaky ny tohiny
FTT