Toekarena

Mpandraharaha vao misondrotra “Fanamby ho anay izao zava-misy izao”


  • Alarobia 04 Novambra 2020

Nanaraka ny toromariky ny kaominin’Antananarivo sy ny minisiteran’ny fahasalamana izahay amin’ny fanarahana ny resaka fahadiovana sy fidiovana,

 

 

hoy ny mpandraharaha Malagasy, Ando Ramarosandy, izay nanangana ny toeram-pisakafoana Kabaka etsy Analakely, nitantara ny fahasahiranana niainana tao anaty fihibohana. Mora ny fanarahana ny fenitra napetraka. Ny resaka fampitaovana no somary mavesatra. Tsapa fa niteraka fahasahiranana ny krizy ara-pahasalamana, raha hiresaka ny zava-misy taorian’ny Covid 19, hoy izy. Miezaka mitsinjo ny mpiasa manodidina izahay fa io moa vao miha fanamby ho anay mpandraharaha vao misondrotra ny haha tafavoaka ao anatin’izao zava-misy izao. Ezahana ho amin’ny antonony ny vidin-javatra ary tsinjovina hatrany ny resaka fahasalamana, hoy hatrany ny tenany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Toekarena

  • Bambou eto Madagasikara
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Seha-pihariana mbola malalaka saingy

  • Orinasa KRAOMA
  • Talata 22 Septambra 2026

Vonona hiara-miasa sy

  • Ralaiarimanana
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

«Mila tsy miankin-doha intsony i Madagasikara»

  • Fitantanana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

sy fampisambolam-panjakana

  • Kraomita malagasy
  • Talata 08 Septambra 2026

Misokatra amin'ny

Hijery ny tohiny
FTT