- Alatsinainy 15 Martsa 2010
Sport.Kitra – CHAN 2011 Saika resin’ny Barea ny Palancas Negras
Nisaraka sahala tsy nisy nitoko ny Barean’i Madagasikara sy ny Palancas Negras-n’i Angola omaly tao amin’ny kianja sentekika Rabemananjara, tafiditra amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika ho an’ireo ekipa nasionaly tsy mampilalao mpila ravinahitra (CHAN) izay hatao any Soudan amin’ny 2011 ny dingan’ny famaranana.
Hamaky ny tohiny
