- Alakamisy 04 Martsa 2010
Kitra – Fifa .Fmf Nampian’i Blatter hametraka ny dian-tanany i Ahmad
Nizotra tsara araka ny tokony ho izy ny fitokanana ireo fotodrafitrasa telo sosona tafiditra amin’ny fandaharan’asa “Fifa Goal” omaly.
Hamaky ny tohinyNizotra tsara araka ny tokony ho izy ny fitokanana ireo fotodrafitrasa telo sosona tafiditra amin’ny fandaharan’asa “Fifa Goal” omaly.
Hamaky ny tohinyNifarana ny sabotsy 27 febroary teo ny fahafahana milatsaka hofidiana ho filohan’ireo seksiona sy ligy ho an’ny taranja baolina kitra araka ny daty efa napetraky ny vaomiera mahaleotena votendry hisahana ny fifidianana (CENI) izay tarihin’ny filohany, Rakotoniaina Pascal.
Hamaky ny tohinyVita ny faran’ny herinandro teo avokoa ireo dingan’ny fifanintsanana rehetra tamin’ilay fifaninanana “for the love of basketball” izay karakarain’ny fikambanana Amis du basketball.
Hamaky ny tohinyOmaly talata 02 martsa tamin’ny fiafaran’ny tolakandro, manodidina ny tamin’ny dimy ora sy fahatelony, adiny iray nialoha ny ora voatondro no nigadona teny Ivato ny fiaramanidina manokana nitondra ny filohan’ny FIFA (federasiona iraisam-pirenena momba ny baolina kitra), Joseph Blatter sy ireo mpiara-dia aminy.
Hamaky ny tohinyHigadona eto amintsika anio hariva amin’ny 6 ora sy 20 ny fiaramanidina manokana hitondra ny delegasionan’ny Fifa tarihin’ny filohany Joseph Blatter, hitokana ireo fotodrafitrasa telo tafiditra tamin’ny tetikasa Goal.
Hamaky ny tohinyNanomboka omaly ary hitohy hatrany amin’ilay fihaonana amin’i Angola ny 14 martsa izao, tafiditra amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika (CHAN andiany faha-2) ny fampivondronana ny Barea.
Hamaky ny tohiny