Sport

Kitra : Lasa niofana any Egypta i Franck


  • Talata 23 Martsa 2010


Nanainga alina handeha hiatrika fiofanana ho an’ireo mpanazatra nasionaly aty Afrika izay hatao any Le Caire renivohitr’i Egypta hanomboka anio ka hatramin’ny sabotsy izao Rajaonarisamba Franck mpanazatra ny As Adema sady voaantso, efa taona vitsy izao, hitantana ny Barea. Ny Caf no mikarakara izao fiofanana izao ary hiompana amin’ny fanandalinana ara-teknika ilay andiany faha-27 tamin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika (Can) natao tany Angola tamin’ny volana janoary teo io fiofanana io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT