Mondial 2022

> Mpiasa 400 no maty am-perinasa any Qatar


  • Talata 18 Febroary 2014


Mpiasa avy any Népal, mila ravinahitra any Qatar, mananika ny 400 no maty am-perinasa amin’ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa handraisana ny «Mondial 2022» amin’ny baolina kitra hatao any an-toerana. Ny ONG Pravasi Nepali no nampahafantatra izay sady manaitra ny sain’ny rehetra hijery akaiky izao toe-javatra izao. Nambaran’izy ireo fa raha izao no mitohy dia hiakatra 4 000 ireo mpiasa hamoy ny ainy mandra-pahatongan’ny taona 2022 hanaovana ny Mondial. Marihina fa mpifindra monina avy any Népal ny 20%-n’ny mpiasa mila varinahitra any Qatar.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT