Sport

Fanatanjahan-tena Nanambatra ny klioban’ny Voromahery sy ny Tiko FC


  • Zoma 27 Martsa 2015

Nivondrona ho klioba iray ankehitriny ny Voromaherin’Alaotra sy ny Tiko Fc. Tanjona ny handrombahana ireo karazana fifaninanam-pirenena indrindra ny fiakarana amin’ny coupe d’Afrique.

 


 

 Tanora vao eritrerinony avokoa ny mpilalao mandrafitra ity klioba ity. Ahitana solontena avy amin’ny klioba roa tonta ny birao mitantana ny klioba Voromahery ny Tiko. Nanomboka tamin’ny herinandro lasa teo dia efa nisy ny fampivondronana ireo mpilalao izay mandrafitra ity klioba ity. Efa vonona amin’ny fiatrehana ny taompilalaovana 2015 izy ireo. Hitondra ainga vao eo anivon’ny tontolo ny baolina kitra any Alaotra izao fitambarana klioba samy vaventy izao.


                                                                                            NiryA

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT