Lalao ASSCA Avaradrano eny Ankadikely Efa fantatra ireo ekipa 8 sénior hiatrika ny 1

4-dalana


  • Alakamisy 30 Aprily 2015

Taorian’ny lalao ny alahady 25 aprily teo amin’ny “Foot ŕ 11” karakarain’ny AMITIE SPORTIVE et SOCIO-CULTURELLE AVARADRANO isaky ny Sabotsy ho an’ny sokajy 15 sy 17 taona ary ny sokajy senior eny amin’ny kianjan’ny kaominina Ankadikely, dia efa fantatra avokoa ireo ekipa valo hiatrika ny ampaha-efa-dalana eo amin’ny sokajy senior : ao

 

 ny 11 FRERES Ankadikely , IRFC Ilafy , 3FAB Avaradrano , MAXI Analamahitsy , AUDI Antanandrano , FCA Ankadikely , 3FAA Avaradrano , SODEAM Ankorondrano. Ny Sabotsy 02 Mai 2015 ho avy izao no hanatanterahina ny andro farany amin’ny fifanitsanana isam-bondrona amin’ny fifaninanana Lalaon’ny 17 taona iray sy senior iray no harahina eny an-toerana amin’io andro farany io izay lalao hiadiana ny laharana voalohany sy faharoa tao amin’ny vondrona nisy azy.

Fandaharan-dalao :

Sokajy 17 taona :

11h30 : 3FA Avaradrano # EZAMA Andrefanambohijanahary

Sokajy senior :

13h00 : AUDI Antanandrano  #  FCA Ankadikely

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT