Sport

“Ligue des Champions”


  • Talata 05 Mey 2015

– Manasa-dalana Hifampitana anio ny Juventus sy Real Madrid

 

Ny fihaonan’ny Juventus sy Real Madrid no hisantatra ny manasa-dalana mandroso amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Eoropa amin’ny baolina kitra eo amin’ny ekipa tompondaka. Any Turin (Italia) no hatao ny lalao anio alina, afaka herinandro kosa ny lalao miverina hatao any Madrid (Espaina).

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT