Sport

Ligy 1 – Mpampidi-baolina tsara indrindra Iza no handimby an’i Zlatan Ibrahimovic ?


  • Talata 05 Mey 2015

Nivoaka ny anaran’ireo mpilalao kitra amin’ny Ligy 1 frantsay, hifaninana amin’izay nampidi-baolina tsara indrindra nandritra ity taom-pilalaovana hadiva hifarana ity. Miisa dimy izy ireo no hisafidianana amin’izay handimby an’i Zlatan Ibrahimovic.

 Eo ny an’i  Alexys Bosetti, tamin’ny fihaonan’i Nice sy Bordeaux (1-3) tamin’ny andro faha-3 ; ny baolina matin’i André Ayew, Reims-OM (0-5), tamin’ny andro faha-7 ; ny an’i Damien Da Silva, Rennes-Caen (1-4), andro faha-22 ; ny an’i Carlos Eduardo, Lyon-Nice (1-2), tamin’ny andro faha-30 ary ny baolina tafiditr’i Julian Palmieri, Bastia-PSG (4-2), tamin’ny andro faha-20.

Jean D.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT