Sport

Kaomisiona tanora Rugby seksiona Tana Manohy ny « Tournoi Mafibe » sady nanome kianja ny Tami


  • Talata 05 Mey 2015

Tontosa ny alahady teo teny amin’ny kianja Parc Anosizato Atsinanana ny lalao rugby ŕ XV karakarain’ny kaomisiona tanora ao amin’ny seksiona Antananarivo Renivohitra tarihan’i Piso. Fantatra tamin’izany ireo ekipa roa hanao ny lalao famaranana sokajyD-3

dia ny Etoile du Sud nandresy ny Texas 23-03 teo amin’ny ankatoky ny famaranana ary ny FCA nanilika ny Kmja 13-06, sy ireo ao amin’ny  sokajy D-1koa dia ny Wallaby nandresy ny Ftfa 11-09 sy ny Sacra nandavo an’Andavamamba 6-3. Tetsy an-kilan’izay dia nanome kianja ny fikambanana Tami koa ity kaomisiona tanora ity nanatanterahan’izy ireo ny lalao famaranana ady omby nifandrinan’ny Matadore A sy ny Hiza 17, mbola sokajy D-1 ihany. Nody eny Anosipatrana ny omby rehefa lavon-dry zareo 9-6 ny Hiza 17.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT