Sport

Baskety – Antananarivo Renivohitra Nahazo ny anjarany avy ny DTSC, Cosfa, FAN, ASA, MB2ALL ary ACA


  • Alatsinainy 27 Jolay 2015

Ireo sokajy zandriny no nanakatona tanteraka ny taompilalaovana ho an’ny sekison’Antananarivo renivohitra amin’ny baskety

. Lalao famaranana enina zazalahy sy zazavavy no natao tetsy amin’ny Ste Famile Mahamasina ny alahady teo. Norombahan’ny Asa ny U14 zazalahy ka lavony tamin’ny famaranana ny Cosfa (60-54). Resin’ny Aca tamin’ny isa tery 36-35 tamin’ny fotoana farany kosa ny Fandrefiala tamin’ny U14 zazavavy. Lasan’ny Cosfa indray ny U16 zazalahy ka resiny tamin’ny famaranana ny DTSC (77-59) ary nosaloran’ny Mb2all ny zazavavy rehefa nampiondrika an’ny Fandrefiala 35-20. Tsy navotsotry ny Dream Team ny sokajy U18 zazalahy ka resiny tamin’ny famaranana ny BBCM (69-46). Ny zazavavy kosa norombahan’ny Fandrefiala taorian’ny nanilihany an’ny Mb2all (48-43).

Rasanda Serge


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT