- Alarobia 15 Jolay 2015
Sport.Afrobasket U16 Zazavavy Narodan’i Madagasikara ny faraonan’i Ejipta
Nisalotra fandresena faharoa i Madagasikara amin’ny fifanintsanan’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika sokajy U16 zazavavy. Velom-bolo sy feno hafaliana ireo mpijery baolina nanatri-maso ny fandresen’ny ekipa malagasy nanoloana ny Faraonan’i Ejipta omaly hariva tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina
Hamaky ny tohiny