Sport

Kick – La Réunion Nandresy Frantsay i Aline


  • Alarobia 29 Jolay 2015

Mifanesisesy ny fiatrehana fifaninanana iraisam-pirenena ho an’ireo mpikatroka kick boxing malagasy.

 

Taorian’ny fahombiazana azo tamin’ny « Coupe des Nations » tany Maorisy herinandro lasa dia nisy Malagasy nisongadina indray tamin’ny fiatrehana ny « Gala International » tany Saint André tany la Réunion. Niaro voninahi-pirenena ary tsy nitsanga-menatra tamin’izany Ramanandraibe Aline Melanie izay nandresy an’isa raha nifanandrina tamin’ilay taearany frantsay Claire Abbaye. Tsiahivina fa i Aline dia efa nisalotra ny anaram-boninahitra tompon-dakan’i Afrika tamin’ny sokajy -63kg vehivavy.

Rasanda Serge


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

  • Raikitra ny « FIBA 3x3
  • Alakamisy 12 Martsa 2026

Champions Cup 2026 » Australie sy Etazonia no hidona

  • FIKAMBANANA PORTE BONHEUR
  • Talata 10 Martsa 2026

Hitily maimaimpoana ny

  • Disadisa eo amin'ny
  • Zoma 06 Martsa 2026

taranja ady totohondry

  • Barean'i Madagasikara
  • Alarobia 04 Martsa 2026

Hiatrika lalao ara-piralahiana miisa 2, raha kely

Hijery ny tohiny
FTT