Sport

Michel Platini Nirotsaka ho kandida filohan’ny FIFA


  • Alakamisy 30 Jolay 2015

Nanambara ofisialy fa ho kandida hifaninana hofidiana filohan’ny Federasiona iraisam-pirenena amin’ny baolina kitra na FIFA

 

ilay kintan’ny kitra frantsay teo aloha ary filohan’ny UEFA federasionan’ny kitra any Eoropa, Michel Platini, handimby toerana an’i Sepp Blater, ity farany izay nametra-pialana andro vitsy monja taorian’ny nahavoafidy azy fanindiminy hitantana ny FIFA.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT