Sport

Rugby Antananarivo-Renivohitra Ho sokafana ofisialy ny taom-pilalaovana 2015-2016


  • Alakamisy 30 Jolay 2015

Ho sokafana ofisialy amin’ny alahady 2 aogositra ho avy izao eny amin’ny kianja Makis eny

 Andohatapenaka ny taom-pilalaovana vaovao 2015-2016 hoan’ny seksiona rugby à XV Antananarivo-Renivohitra. Omby roa be izao no hatolotra amin’ireo lalao farany roa izay famaranana ny “lalao Mangotrakabe” sokajy D-1” ny farany.

Fandaharan-dalao :

Génération

8:00-AFA (Ankazomanga) # FITAMIBA (Behoririka)

Sokajy D-2 (hiadiana amborara kalisy lehibe)

10:30-TAMIA (Ilanivato)# 3CA(Ambohipo)

Sokajy (D-1 hiadiana omby)

12:00-Rcl # Wallabies

Famaranana “lalao Mangotraka” D-1 elite II

2:00-FTM (Manjakaray) # TAM (Anosibe)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT