- Sabotsy 08 Aogositra 2015
Sport.AKON’NY LALAON’NY NOSY Delegasiona Malagasy niainga farany Saika nidoboka ny fiaramanidina nitondra azy ireo
F’inona daholo ity manalokaloka ny Lalaon’ny Nosy andiany fah-9 atao any La Réunion ity ? Taorian’ireo fifanjevoana ara-diplaomasia dia zavatra hafa mhitsy koa no mitranga. Saika niharan-doza mantsy ny fiaramanidina nisy ny andian’ny delegsiona farany niainga ny alakamisy alina teo.
Hamaky ny tohiny
