• Alarobia 29 Jolay 2015
Sport.Kitra miady amin’ny mahadomelina Mitohy hatrany ny Open Ny Sahy 23 eny Mandrosoa Ilafy

Mitohy tsy tapaka isan-kerinandro ny fifaninanana lalao baolina kitra Openy Ny Sahy andiany faha-23 miady amin’ny zava-mahadomelina karakarain’ny Ong Ny Sahy eny amin’ny kianjan’ny 80 lahy eny Mandrosoa Ilafy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Sport.Lalaon’ny Nosy Madagasikara sy Kaomoro ihany no mandoa “visa”

Ireo delegasiona avy aty Madagasikara sy i Kaomoro irery no nampandoavin’ny nosy la Réunion “visa” tamin’ireo delegasionina mandray anjara amin’ny lalaon’ny Nosy izay hatao atsy amin’ity nosy rahavavy ity ny1 -9 aogositra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Sport.Tsipy kanetibe – Mada dingana fah-5 Norombahan’ny CAI ny “junior” ary UNOH vehivavy

Tontosa tany Tsiaroanomandidy ny faran’ny herinandro teo ny dingana fah-5 farany mialoha ny famaranana lehibe amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy vehivavy sy “junior”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Sport.Taekwondo WTF Mandalo eto i Tiavo, ho avy ireo manampahaizana Koreana

Manambahiny goavana maro amin’ity herinandro ny taranja taekwondo WTF. Efa tonga ny faran’ny herinandro eto ilay malagasy tompon-dakan’i Frantsa sy Eoropa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Sport.Kick – La Réunion Nandresy Frantsay i Aline

Mifanesisesy ny fiatrehana fifaninanana iraisam-pirenena ho an’ireo mpikatroka kick boxing malagasy. Taorian’ny fahombiazana azo tamin’ny « Coupe des Nations »

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jolay 2015
Sport.Baskety – Antananarivo Renivohitra Naka iray avy ny DTSC, Cosfa, FAN, ASA, MB2ALL ary ACA

Ireo sokajy zandriny no nanakatona tanteraka ny taom-pilalaovana ho an’ny sekison’Antananarivo renivohitra amin’ny baskety.

Hamaky ny tohiny
FTT