Sport

Lalaon’ny Nosy tatsy La Réunion «Nitafy henatra ny Malagasy», hoy i Ra-Zouzou


  • Talata 11 Aogositra 2015

Tsy vao izao akory no efa voazimbazimba ny maha izy azy ny maha Malagasy fa efa nanomboka tamin’ny taona 2009


«nanatsingevanan’ny fitondrana tetezamita ny sainam-pirenena teo amin’ny ranon’ny farihin’Anosy Antananarivo izay fantatsika rehetra ny momba azy izany ary nitohy tamin’ny fandaniana ilay lalàmpanorenana «sans qualité» tamin’ny 2010, araka ny voalazan’ny Iraisam-pirenena, satria nofidiana tamin’ny kara-pokontany. Io indray no nfidianana an’ireo mpitondra ankehitriny. Raha ny Lalaon’ny nosy 2015 natao tany La Réunion manokana indray dia tena resin’i Kaomoro isika tamin’ny ankapobeny, fa tsy mba ny hambompom-pirenena no notandrovin’ireo delegasiona Malagasy fa kiribiby hany ka nitafy henatra».

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT