Voromaherin’Alaotra Tiko Efa vonona hiatrika ny 1

16-dalana ny Telma Coupe


  • Talata 11 Aogositra 2015

Ho fiomanana amin’ny fiatrehana ny 1/16dalana ny Telma Coupe de Madagascar dia nanatanteraka lalao fitsapana tamin’ny ekipa ny Cosfa avy eto

 

 Analamanga ny VA.TIKO Alaotra Mangoro ny alahady lasa teo tao amin’ny kianja Rasolonjatovo Ambatondrazaka. Isa roa no iray no nisarahan’ny roa tonta. Nivoaka nandresy ny Cosfa. Nanambara ny mpitantana ny VA.Tiko fa nahafahana naka traikefa hoentina miatrika ny 1/16-dalana iny lalao iny ary efa vonona hiatrika amin’ny tohiny fifaninanam-pirenena izy ireo.

Niry A.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT