Sport

ASSCA Avaradrano Hikarakara tsipy kanetibe ihany koa


  • Alakamisy 13 Aogositra 2015

Hiitatra amin’ny taranja tsipy kanetibe ny fifaninanana karakarain’ny fikambanana ASSCA na Amitié Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano izay fikambanana mitaiza ny tanora tsy hirona any amin’ny zava-mahadomelina sy mamoafady ary ny fidonanam-poana.

 

 Hotontosaina eny Antanandrano ny 12 septambra 2015 ny andiany voalohany. Ho an’ny taranja kitra dia hanomboka amin’ny 19 septambra 2015 ny «Coupe de Noel 2015», ka hatao amin’ny 15 aogositra 2015 ny fizarana vondrona.

Andro telo eo sisa dia hiditra amin’ny dingan’ny famaranana ny andiany faha-XIV amin’ity fifaninanana kitra ity. Omby no hatolotra ny laharana voalohany eo amin’ny sokajy sénior sy vétéran ary ondry kosa no an’ny sokajy zandriny sy ny vehivavy.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kianja BAREA Mahamasina
  • Zoma 24 Aprily 2026

Telo andro ho an'ny Fanatanjahantena

  • Kianjan’i Mahamasina
  • Alarobia 08 Aprily 2026

Kasaina hovaina bozaka

  • Kintan'ny Kitra Malagasy
  • Alatsinainy 16 Martsa 2026

Nodimandry i Dezy Ramasy

  • Raikitra ny « FIBA 3x3
  • Alakamisy 12 Martsa 2026

Champions Cup 2026 » Australie sy Etazonia no hidona

  • FIKAMBANANA PORTE BONHEUR
  • Talata 10 Martsa 2026

Hitily maimaimpoana ny

  • Disadisa eo amin'ny
  • Zoma 06 Martsa 2026

taranja ady totohondry

Hijery ny tohiny
FTT