Sport

Dihy ara-panatanjahantena Hanao seho roa eto ny D’Pendance, kalazan’ny “Danse avec les Stars”


  • Alarobia 12 Aogositra 2015

Hanao fampisehoana dihy goavana in-droa miantaona eto Antananarivo amin’ny faran’ny volana izao ny D’Pendanse

 

izay ahitana ireo mpampianatra dihy matihanina kalaza ao amin’ilay fandaharana “Danse avec les Stars” ao amin’ny fahitalavitra frantsay TF1. Tompomarika amin’ny fanafarana azy ireo ny “Conseil Independent de Danse” izay fikambanana nitsangana febroary 2015 ary ivondronan’ireo teknisianin’ny dihin’olon-droa, ny dihy mihaja sy ara-panatanjahantena miaraka amin’ireo tomponandraikitra avy amin’ny orinasa mitovy fijery aminy. Mandritra ny fandalovany eto dia hitsidika ny sekolin’ny Pere Pedro eny Andralanitra koa ny D’Pendanse.

Rasanda Serge


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT