Sport

Rugby-fiadiana ny amboara eran-tany Anisan’ireo « favori » ny Anglisy


  • Zoma 18 Septambra 2015

Manomboka anio any Angletera ny andiany faha-8 amin’ny fiaidiana ny tombon’ny amboara erantany amin’ny Rugby

  Tombanan’ny mpankafy fanatanjahantena any ivelany fa manana herijika hibata ny amboara ny XV de la Rose Anglisy ; fa mbola henjana ihany koa ny All Blacks Neo Zelandais tompon’ny amboara farany ary nandrombaka fandresena 3 tamin’ny Rugby Championship ho an’ny ilabolatany atsimo izay ahitana ireo ekipa sangany rehetra amin’ity taranja ity.Arahamaso akaiky ihany koa ny afrikanina tatsimo, manana ny maha izy azy, ihoriranan’ny safidin’ireo mpanao tombatombana mety ho lasa lavitra ihany koa i Irlandy izay nandrombaka ny fandresena tamin’ny Tournoi des VI nations farany teo.Angletera sy Fidji no hisantatra ny fifaninanana anio alina.

RTT


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT