- Zoma 04 Septambra 2015
Sport.Baskety – Tompondakan’i Madagasikara U16 Hangotraka ireo lalao ampahefa-dalana anio
Hiditra amin’ny ampahefa-dalana anio ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara U16 etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina. Ho an’ny sokajy zazalahy dia samy tafita hiatrika io dingana io ny Cosfa sy Dream Team Analamanga. Anisan’ny manampy an’ireo ny Ascut Atsinanana, JBC sy ny ASCB samy avy any Boeny.
Hamaky ny tohiny
