- Sabotsy 05 Septambra 2015
Sport.Rugby Top-14 Hangotraka ny ady boatin’ny Ngahindriana sy Besetroka
Taorian’ny fiatoana roa herinandro noho ny fisian’ilay fifaninanana ho an’ny sokajy U21 ho an’ireo boriborintany sy seksiona manodidina an’Antananarivo ary ireo ekipa voafantin’ny faritra dia hiverina hitohy indray ary hiditra amin’ny andro faharoa ny faran’ny herinandro izao eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny fiadiana ny tompondakan’Analamanga D-1 na ny Top14.
Hamaky ny tohiny