- Talata 08 Septambra 2015
Sport.Kitra – Barea vs Palancas Negras 130 tapitrisa Ariary no lanin’ny federasiona
Nanao tatitra tsotsotra tamin’ny fandaniana sy fidiram-bolany ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra taorian’ilay lalao nihaonan’ny Barea (Madagasikara) sy Palancas Negras (Angola) tetsy Mahamasina ny alahady teo. Araka ny tatitra dia nahatratra 130 tapitrisa Ariary ny fandaniana rehetra
Hamaky ny tohiny