- Alakamisy 17 Septambra 2015
Sport.Lalao Afrikana Navotsotr’i Zarah ny medaly volamena
Votsotra ny hany medaly volamena tokana nandrandrain’i Madagasikara any amin’ny Lalao Afrikanina andiany fah-11 atao any Congo Brazzaville.
Hamaky ny tohinyVotsotra ny hany medaly volamena tokana nandrandrain’i Madagasikara any amin’ny Lalao Afrikanina andiany fah-11 atao any Congo Brazzaville.
Hamaky ny tohinyMivoitra tsikelikely ireo ekipa haazo ny tapakilan’ny “Poule des as” taorian’ny andro fah-4 amin’ny fihodinana faharoan’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara natao omaly
Hamaky ny tohinyMananontanona ny medaly volamena ho an-dRazafimahatratra Zarah izay solontena malagasy tokana amin’ny taranja tenisy any amin’ny Lalao afrikanina andiany fah-11 atao any Congo Brazzaville. Resiny teo amin’ny manasadalana omaly ilay kongoley Grace Denga, 6/4, 6/3
Hamaky ny tohinyNikatona ny alatsinaniny hariva teo ny fisoratana anarana amin’ny Rallye D-Max izay dingana fah-5 amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara hatao ny sabotsy 19 septambra izao. Tratra ny tanjona, ekipazy 36 no handray ny fiaingana amin’io raha 35 no nokendren’ny mpikarakara. Hita ao avokoa ireo ngezalahy toy ny ekipazy Boom-Berthin, ry Mathieu sy ry Rivo…
Hamaky ny tohinyHotanterahina ny sabotsy19 septambra izao eny Ambohimalaza, lalam-pirenena faha-2 ny «Rallye DMAX» karakarain’ny WIMS sy ny klioba AMA izay tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2015 ary dingana faha-5
Hamaky ny tohinyHikarakara fifaninanana indray ny Country Club Ilafy. Hotontosaina ny 3-4 oktobra izao ny «The Vintage Cup” izay fifaninanana an’olon-droa lahy sy vavy miaraka ka fanasana manokana no ahafahan’ireo mpifaninana mandray anjara
Hamaky ny tohiny