Sport

Rugby - Mondial 2015 Resin’i Irlandy ny Frantsay, hifandona amin’ny All Blacks


  • Alatsinainy 12 Oktobra 2015

Ny tsy hifandona amin’ny All Blacks no nokajin’ny Frantsay omaly nialoha ny hifandonany tamin’ny Irlandy lalao tafiditra tamin’ny lalaom-bondrona, amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny rugby.

 

Niondrika teo anatrehan’i Irlandy tamin’ny isa 24 noho 9 anefa ny telosoratra tao anatin’ny 8o minitra ; faharesena izay midika fa hifandona amin’ny All Blacks izy ireo amin’ny ampahefa-dalana holalaovina amin’ny sabotsy.

Vokatra hafa :

Arzantina 64 - 19 Namibia

Italia 32 - 22 Romania

Angletera 60 - 3 Uruguay

Aostralia 15 - 6 Walles

Samoa 33 - 36 Ekôsy


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT