Sport

Lalao « Foot ŕ 11 » ASSCA Avaradrano Hiditra amin’ny andro faha-7 amin’ny sabotsy


  • Alarobia 14 Oktobra 2015

Hiditra amin’ny andro fahafito sahady ny fifaninanana foot ŕ 11 karakarain’ny Amitie Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano ho an'ny sokajy 15, 17 taona ary ny senior sy ny véteran « COUPE DE NOEL 2015 » eny amin’ny kianjan’ny kaominina Ankadikely ny sabotsy 17 oktobra 2015 ho avy izao ka ny sokajy 17, 15 taona ary ny sokajy senior no hiakatra kianja amin’io fotoana io.

 Nahazoana vokatra daholo kosa ireo lalao voalahatra nandritra ny andro faha-6.

Voka-dalao tamin’izany :

Sokajy 17 taona : FCE Ilafy V 2 - 0 RLA Anosy Avaratra ; FC VIVA Antehiroka  1 – 2  3FA Avaradrano.

Sokajy véteran : 3FA Avaradrano  1- 1 JSA Antanety Ankadikely.

Fandaharan-dalao amin’ny andro faha-7 :

Sokajy 17 taona : 08:30- IRFC Ilafy # MENDRIKA Ankadikely

Sokajy 15 taona : 09:30- FC VIVA Antehiroka # MENDRIKA Ankadikely

Sokajy senior : 12:30-FC VIVA Antehiroka # RED STAR Ankadikely ; 2:30- : 3FA Avaradrano vs IRFC Ilafy

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT