Sport

Rugby Analamanga sy Samva 20 taona Tafavoaka ireo omby 4 natao amboara


  • Alatsinainy 26 Oktobra 2015

ontosa soa aman-tsara ny fiaraha-miasa teo amin’ny ligin’ny rugby à XV eto Analamanga sy ny orinasa Samva izay niara-niombon’antoka tamin’ny fanatontosana lalao teo amin’ny kianjan’i Mahamasina omaly alahady 25 oktobra 2015.

T Raha ny marina dia ireo lalao tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ity ligy ity sokajy D-1 elite 2 sy ny Top 14 no nanaovana io fiaraha-miasa io ka notolorana amboara sy omby avy ireo mpandresy. Tafavoaka tao Mahamasina avokoa ireo omby 4 nampanantenain’ny Samva fa hatolotra. Nanatrika ny fanolorana izany ireo filoha mirahalahy (Ligy sy Samva) ary ny Minisitry ny rano eto amintsika.

Vokatra :

D-1 elite II : Samva 16 – 16 Amboditsiry

                       3F5 3 – 26 Manga Art    

Top 14 : Tfma 22 – Cosfa 27

 Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT