Sport

Gymnastique eran-tany


  • Alarobia 28 Oktobra 2015

Voahosotra ho tompon-daka fanintelony ny Amerikana Lalao tsy dia fanaraka firy aty amintsika loatra nefa mahaliana ny any ivelany ny fifaninanana “gymnastique artistique”.


Nanoloana ny mpijey nahatratra 5.500 omaly tany Glasgow any Ecosse no nahavoahosotra fanintelony ny ekipa vehivavin-dry zareo Amerikana. Isa 181,338 no azon’izy ireo tamin’izany raha 176,164 no azon-dry zareo Sinoa nitana ny laharana faha-2 ary 172,380 no azon’ny Anglisy nitana ny laharana faha-3

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT