Sport

Lalao ASSCA Avaradrano andiany faha-15 Efa miditra sahady amin’ny andro faha-2 rahampitso


  • Sabotsy 31 Oktobra 2015

Hiditra amin’ny andro faharoa ny fifaninanana foot ŕ 9 sy foot ŕ 7 andiany faha-15 karakarain’ny Amitié Sportive et Socio-Culturelle Avaradrano eny amin’ny kianjan’ny club 3FA Avaradrano Antanandrano.

  Ho an’ny sokajy 10, 13, 15, 17 taona ary ny senior sy véteran miaraka amin’ny vehivavy izy ity izay hotontosaina   rahampitso alahady 1 novambra 2015. Marihina fa nahitana ekipa vaovao maro niditra nandray anjara. Noferana ihany ireo ekipa noraisina, indrindra ny sokajy senior sy ny veteran. Tanteraka avokoa ireo lalao voalahatra nandritra ny andro voalohany.

Fandaharan-dalao :

Sokajy veteran :

10:00-FCF Ambohitrarahaba # AFCAM Ambohitrarahaba  

11h00-RAVINALA Ambatomitsangana # FCA Antohomadinika   

1:00-3FA Avaradrano # TAFARAY Sab/Nam ; LMA Ambatobe # FC PAPA Belanitra

Sokajy senior :

08:00-FIZAFA Andrononobe # ZANDRY KELY MIRAY Ambodivary ; TARATRA Ambohitrarahaba # PORTO Andrononobe   

09:00-3FA Avaradrano # TFA Ambohijanaka ; ATM Andrononobe # PROMOTION Tsaramasay     

10:00-EL BRAVO Ambohitrarahaba # JAGUAR Ankadikely

Sokajy 15 taona:12h00-PETIT GARAGE Ambohitrarahaba # COUSIN Ambohitrarahaba

Sokajy 13 taona:11h00-PETIT GARAGE Ambohitrarahaba # FC KAMBANA Ambohitrarahaba

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i MaĂ®tre
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT