Lasa laharana voalohany indray manana isa 31 ny fileovana 3Fb taorian’ny lalao andro faha-8-n’ny fifaninanana TOP 14 ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligim-paritra Analamanga sokajy D-1 eo amin’ny taranja rugby ŕ XV. Isa tokana kosa anefa no mampisaraka azy amin’ny fileovana Irc manana isa 30 izay mitana ny laharana faha-2.
Toy izao ny filaharana vonjimaika taorian’io andro faha-8 io :
1°-3FB isa 31, bonus 4 (+78) ; 2°-Irc isa 30, bonus 1 (+49) ; 3°-Cosfa isa 26, bonus 2 (+36) ; 4°-Ftm isa 23, bonus 2 (+40) ; 5°-Tam+match 1, isa 22, bonus 2 (+14) ; 6°-Usa+match 1, isa 21, bonus 1 (+01) ; 7°Stm isa 19, bonus 0 (+12) ; 8°-Tfa isa 18, bonus 1 (+12) ; 9°-Jsta isa 15, bonus 0 (-33) ; 10°-Soe isa 15, bonus 1 (-39) ; 11°-Uasc 14, bonus 0 (-41) ; 12°-Tfma isa 13, bonus 1 (-17) ; 13°-Usi isa 12, bonus 0 (-31) ; 14°-XV Familly isa 9, bonus 0 (-63).
Fandaharan-dalao faran’ny herinandro
Sabotsy 31 oktobra 2015 Kianja Maki Andohatapenaka
Junior
7:30-Ftm # Soe
9:00-Tfa # XV Familly
Top 14 andro faha-9
11:00-Ftl # XV Familly
1:00-Tfma # Uasc
3:00-Soe # Jsta
Alahady 01 novambra Kianja Maki Andohatapenaka
Junior
7:30-Tfma # Usa
Top 14 andro faha-9
9:00-Usi # Cosfa
11:00-Stm # Usa
1:00-Irc # Tfa
3:00-3Fb # Tam
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.