- Talata 15 Desambra 2015
Sport.Volley – Amboaran’i Afrika Hatao eto Madagasikara ny CAN U18 zazavavy
Tapaka nandritra ny fivoriamben’ny kaonfederasiona afrikanin’ny volley (CAVB) natao tany Ejipta ny 3-4 desambra teo fa hatao eto Madagasikara ny fiadiana ny Amboaran’i Afrika sokajy U18 zazavavy.
Hamaky ny tohiny