- Alatsinainy 02 Novambra 2015
Sport.Tompondaka eran-tany Kick Boxing Medaly volafotsy 1 sy Alimo 1 no azon’ny Malagasy
Tapitra ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny taranja Kick Boxing notontosaina tany Belgrade any Serbia. Medaly volafotsy 1 sy medaly alimo 1 no azon’ireo mpilalao malagasy tamin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohiny
