- Zoma 20 Novambra 2015
Sport.Boxe - Floyd Mayweather Fiara novidiana 150 tapitrisa no natolony ho an-janany
Fampihantan-jaza tsy misy toy ity. Nividianan’ilay mpanao ady totohondry amerikanina malaza Floyd Mayweather fiara raitra
Hamaky ny tohinyFampihantan-jaza tsy misy toy ity. Nividianan’ilay mpanao ady totohondry amerikanina malaza Floyd Mayweather fiara raitra
Hamaky ny tohinyIfandrotehan’ireo klioba vaventy any Eorôpa ankehitriny i Cristiano Ronaldo. Samy manao pi-maso aminy na ny Manchester United na ny PSG.
Hamaky ny tohinyMandalo eto Madagasikara ankehitriny Atoa Gianni Infantino izy Sekretera Jeneralin’ny UEFA na ny « Union of European Football Associations ».
Hamaky ny tohinySamy efa tonga eto avokoa ireo ekipazy vahiny hiatrika ny andiany fah-36 amin’ny “Rallye International de Madagascar” izay hatao ny zoma sy sabotsy ary alahady izao.
Hamaky ny tohinyTontosa ny alahady 8 novambra teo teny amin’ny kianjan’ny 80 Lahy teny Mandrosoa Ilafy ireo lalao 1/4-dalan’ny fifaninanana kitra miady amin’ny zava-mahadomelina, ny Open Ny Sahy andiany faha-23, ka ny Rca sy 2Fta andaniny ary ny Tank sy Fc Totoafo ankilany no tafita tamin’izany ary hiatrika ireo
Hamaky ny tohinyTsy namokatra loatra ny ekipa vehivavy tamin’ny andiany fah-15 amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny tsipy kanetibe izay natao tany Bangok Thailande.
Hamaky ny tohiny