- Alakamisy 14 Janoary 2016
Sport.Fiba 3x3 – Fifaninanana nasionaly Ekipa 10 no hiaro ny voninahitr’Analamanga
“Asio telo any e !”no anaran’ny hetsika. Ekipa 20 no hifampitady amin’ny andiany voalohany amin’ny fifaninanana nasionaly amin’ny baskety lalaovin’olona telo (Fiba 3x3).
Hamaky ny tohiny