• Talata 15 Desambra 2015
Sport.Minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena Tetikasa fito nahazo famatsiambola, nisokatra omaly ny fiofanana Confejes

Nosokafana omaly ny fiofanana misy lohevitra efatra mahakasika ny tanora hatao ny 14-18 desambra eny amin’ny Le Pave Antaninarenina. Mahasahana sehatra maro ny fiofanana toy ny “paikady famolavolana tetikasa eny anivon’ny Akademia nasionalin’ny fanatanjahantena”, “fiofanana mikasika ny fitantanana hetsika ara-panatanjahantena”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Sport.Bisikileta – 12e Tour de Mada Lasan’i Houlder Mohamed ny akanjo mavo

Norombahan’ilay malagasy Houlder Dino Mohamed ao amin’ny ekipa Canal+ ny akanjo mavo tamin’ny andiany fah-12 amin’ilay fifaninanana iraisampirenena amin’ny hazakazaka am-bisikileta « Tour de Mada ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Sport.Kitra – Amboaran’ny Oseana Indiana Norombahan’ny Cnaps sport fanintelony

Tratra ny fanamby, fahombiazana tanteraka ho an’ny Cnaps sport Itasy ity taom-pilalaovana 2015 ity. Taorian’ny nahazoany ny anaramboninahitra tompondakan’ny ligin’Itasy sy ny pao-droa nisalorany ny anaramboninahitra tompondakan’i Madagasikara sy ny amboaran’i Madagasikara dia norombahan’ity

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Desambra 2015
Sport.Kitra - CAN U23 Tompondaka i Nizeria

Mitohy ny fahombiazan’ny kitra nizerianina. Taorian’ny nahavoahosotra ho tompondaka erantany ny latsaky ny 17 taona sy ny nandrombahan’ny latsaky ny 20 taona ny tompondakan’i Afrika,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Desambra 2015
Sport.Slalom Tompondaka i Fred

Norombahan-dRabekoto Fred izay manamory P306 ny dingana fah-8 farany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara amin’ny slalom izay natao teny Ivato ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Desambra 2015
Sport.Handisport – Oseana Indiana Nosy efatra mifaninana amina taranja telo

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny fiadiana ny amboaran’ny oseana Indiana ho an’ireo ekipa tompondaka amin’ny fanatanjahantena ho an’ireo manana fahasembanana (CCCHOI).

Hamaky ny tohiny
FTT