• Talata 15 Martsa 2016
Sport.Kitra - Barea Akademia Voatazon’ny Renioney sahala hatrany

Tsy nahovoka firy ny Barea Akademia taorian’ny nanamontsanany ny ekipan’i Mayotte tamin’ny isa mavesatra 4-0. Lalao izay natao tany La Réunion, tao amin’ny kianja Klebert Picard Tampon ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2016
Sport.Basket « Coupe du Président» Norombahin’ny SBBS Boeny ny Amboara 2016

Nifarana omaly alahady 6 martsa hariva tany amin’ny « Complexe Sportif de Mahajanga » ny fifaninana basikety baolina niadiana ny Amboaran’ny Filoham-pirenena taona 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Martsa 2016
Sport.Cnaps sport Ho fantatra amin’ny alahady ny mpifanandrina aminy

Ny alahady 6 martsa ho avy izao no ho fantatra ny ekipa hifanandrina amin’ny Cnaps Sport amin’ny dingan’ny ampahenina ambin’ny folon-dalan’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika ho an’ny isan-tarika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Sport.Baskety Raikitra indray ny « Smatch In » andiany faha-5

Nambaran’ny mpikarakara teny Antaninarenina omaly talata 01 martsa 2016 fa raikitra indray ny hetsika “Smatch In 2016” izay “tournoi de basket-ball inter Institut supérieur” eto amintsika hifandrimbonan’ireo sekoly ambony samihafa misy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Sport.Kitra- tompondakan’i Afrika Tsy mbola fantatra izay hifanandrina amin’ny Cnaps Sport

Tsy mbola fantatra hatramin’izao ny ekipa hifanandrina amin’ny Cnaps Sport amin’ny ampahenina ambin’ny folon-dalan’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipa tompondaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Febroary 2016
Sport.Kick-Boxing Torana voadonan’ny fiara i Severin

Tra-doza tao Toliara halina i Severin Mamonjisoa. Voadonan’ny fiara ny moto nentiny.

Hamaky ny tohiny
FTT