• Talata 17 Mey 2016
Sport.Andro manerantanin’ny atletisma Nanjaka tanteraka ny sekoly St Gariel

Hetsika maro no nanamarihana ny andro manerantanin’ny atletisma (World Athletic Day) andiany fah-27 tany Mahajanga ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Mey 2016
Sport.Tsipy kanetibe – Tompondaka erantany Heverina hatao eto Madagasikara ny 1-4 desambra

Nanao tatitry ny fandalovan’ny filohan’ny federasiona iraisam-pirenen’ny tsipy kanetibe, Claude Azema telo andro teto Madagasikara omaly ny ekipan’ny federasiona Malagasy tarihin’ny filohany, Razafindrainony Beryl.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Mey 2016
Sport.Kick – Combat de défi Hiverina hiady any Toamasina i Stéphane

Mpikatroka sangany folo avy eto Analamanga no handeha hiatrika ady fihantsiana any Toamasina. “Combat de défi Tananarive vs Tamatave” no anaran’ny fifaninanana izay karakarain’ny klioba scorpion any Toamasina izay mankalaza ny fah-16 taonany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Mey 2016
Tenisy – ITF CAT U12.U14 Tafita hanao ampahefa-dalana i Sampras

Mitohy ny fiatrehan-dRakotondrainibe Sampras solontena malagasy tokana miatrika ny fifaninanana afrikanina “ITF-CAT Junior” sokajy U12 sy U14 izay atao any Bulawayo Zimbaboe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Martsa 2016
Sport.Fanjakana Hvm Nampidirin’ny praiminisitra amin’ny kizo ?

Nantenain-kanirina sy hanala ny fahasahiranana ity ny fikambanana Dangote izay nampidiran’ny praiminisitra ny firenena kanjo atahorana hampivandravandra izy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Martsa 2016
Sport.Baskety – Smatch in Nanao pao-droa ny Essca

Mahavory olona maro hatrany ny baskety. Nifarana ny alahady teo ny andiany fah-5 amin’ny “Smatch in”,

Hamaky ny tohiny
FTT